# mitady fikomiana Ny teny hoe "fikomiana' dia azo aseho amin;ny endrika matoanteny. DH: "mitady hikomy" # halefa hanohitra azy ny iraka lozabe Io dia azo atao hoe DH: "hisy iraka lozabe ho avy hanohitra azy" # halefa hanohitra azy Ny hoe "alefa hanohitra" olona iray dia midika ho irahina hamely azy. DH: "halefa hamely azy" # bera very anaka Io dia azo adika hoe DH: "bera izay voa very ny zanany" # amin'ny fahadalany Ny teny hoe "fahadalana" dia azo atao amin'ny endrika mpamaritra. DH: "izay miadaladala"