plt_tn/pro/17/07.md

954 B

kabary tsara lahatra

"teny tsara" na "teny tonga lafatra"

mainka fa ny molotra mpandainga ho mety ho an'ny fianakavian'ny mpanjaka

Ny olona mandainga dia faritan'izany toy ny hoe tena ny "molony" mihitsy no mandainga. DH: "koa mihoatra noho izany ny tsy fetezan'ny fianakavian'ny mpanjaka mandainga"

Tahaka ny vato mahagaga ny kolikoly ho an'ny olona izay manome izany

Miresaka momba ny fandairan'ny kolikolin'ny olona amin'ny fampitahana izany amin'ny vato mahagaga na rojo mahagaga io. DH: "Mandaitra toy ny vato mahagaga amin'izay manome izany ny kolikoly" na "Mandaitra tahaka ny fahagagana ho an'izay manome azy ny kolikoly"

na aiza na aiza itodihany

Eto ny hoe "itodihany" dia maneho zavatra isan-karazany izay ataon'ny olona. Indrinda indrindra, io dia entina ilazana ny zavatra isan-karazany ataon'ny olona amin'ny alalan' ny kolikoly. DH: "amin'izay rehetra ataony" na "amin'izay rehetra ezahiny atao amin'ny fanomezana kolikoly"