# kabary tsara lahatra "teny tsara" na "teny tonga lafatra" # mainka fa ny molotra mpandainga ho mety ho an'ny fianakavian'ny mpanjaka Ny olona mandainga dia faritan'izany toy ny hoe tena ny "molony" mihitsy no mandainga. DH: "koa mihoatra noho izany ny tsy fetezan'ny fianakavian'ny mpanjaka mandainga" # Tahaka ny vato mahagaga ny kolikoly ho an'ny olona izay manome izany Miresaka momba ny fandairan'ny kolikolin'ny olona amin'ny fampitahana izany amin'ny vato mahagaga na rojo mahagaga io. DH: "Mandaitra toy ny vato mahagaga amin'izay manome izany ny kolikoly" na "Mandaitra tahaka ny fahagagana ho an'izay manome azy ny kolikoly" # na aiza na aiza itodihany Eto ny hoe "itodihany" dia maneho zavatra isan-karazany izay ataon'ny olona. Indrinda indrindra, io dia entina ilazana ny zavatra isan-karazany ataon'ny olona amin'ny alalan' ny kolikoly. DH: "amin'izay rehetra ataony" na "amin'izay rehetra ezahiny atao amin'ny fanomezana kolikoly"