plt_tn/pro/15/33.md

12 lines
450 B
Markdown

# Mampianatra fahendrena ny tahotra an'i Yaveh
Ny teny hoe "tahotra" sy "fahendrena" dia azo adika amin'ny andian-teny misy matoanteny. DH: "Rehefa matahotra an'i Yaveh ny olona iray, dia hianatra ny ho hendry izy"
# ny tahotra an'i Yaveh
Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:7 io andian-teny io.
# fanetren-tena no mialoha ny voninahitra
Midika izany fa tsy maintsy mianatra fanetre-tena aloha ny olona iray vao manome voninahitra azy Yaveh.