plt_tn/pro/15/33.md

450 B

Mampianatra fahendrena ny tahotra an'i Yaveh

Ny teny hoe "tahotra" sy "fahendrena" dia azo adika amin'ny andian-teny misy matoanteny. DH: "Rehefa matahotra an'i Yaveh ny olona iray, dia hianatra ny ho hendry izy"

ny tahotra an'i Yaveh

Adikao araka ny nataonao tao amin'ny 2:7 io andian-teny io.

fanetren-tena no mialoha ny voninahitra

Midika izany fa tsy maintsy mianatra fanetre-tena aloha ny olona iray vao manome voninahitra azy Yaveh.