plt_tn/pro/15/15.md

475 B

Fadiranovana avokoa ireo andron'ny ory rehetra

"Ny olona ampahoriana dia fadiranovana amin'ny androny rehetra"

ny fo miramirana dia fanasana tsy manam-petra

Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ilay olona. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mankalaza fety tsy mety tapitra ny olona miramirana mankafy fiainana. DH: "ny olona miramirana mankafy fiainana, toy ny hoe mankalaza fety tsy misy fiafarana"

fanasana tsy manam-petra

"fety tsy mety tapitra"

ahiahy

"tebiteby"