# Fadiranovana avokoa ireo andron'ny ory rehetra "Ny olona ampahoriana dia fadiranovana amin'ny androny rehetra" # ny fo miramirana dia fanasana tsy manam-petra Eto ny teny hoe "fo" dia maneho ilay olona. Resahin'ny mpanoratra toy ny hoe mankalaza fety tsy mety tapitra ny olona miramirana mankafy fiainana. DH: "ny olona miramirana mankafy fiainana, toy ny hoe mankalaza fety tsy misy fiafarana" # fanasana tsy manam-petra "fety tsy mety tapitra" # ahiahy "tebiteby"