plt_tn/pro/15/05.md

12 lines
350 B
Markdown

# izay mandray ny fanitsiana
Ny teny hoe "fanitsiana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "izay mianatra rehefa misy manitsy azy"
# no malina
"no hendry"
# fidiram-bolan'ny ratsy fanahy manome fahoriana azy
Ny teny hoe "fidiram-bola" dia azo adika amin'ny andian-teny matoanteny. DH: "ny harena izay azon'ny olona ratsy fanahy manome"