plt_tn/pro/15/05.md

350 B

izay mandray ny fanitsiana

Ny teny hoe "fanitsiana" dia azo adika amin'ny endrika matoanteny. DH: "izay mianatra rehefa misy manitsy azy"

no malina

"no hendry"

fidiram-bolan'ny ratsy fanahy manome fahoriana azy

Ny teny hoe "fidiram-bola" dia azo adika amin'ny andian-teny matoanteny. DH: "ny harena izay azon'ny olona ratsy fanahy manome"