plt_tn/pro/14/32.md

486 B

ahetrin'ireo asa-ratsiny

Io dia azo atao hoe DH: "ny asa ratsy no manosika" na "ny asa ratsy no mamotika'

Ny fahendrena mitoetra ao am-pon'ny

Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fihetseham-po, toetra ary zavatra manosika ny olona iray. DH: "Ny fahendrena dia ao amin'ny toetra"

mahalala

"ny olona mahalala"

avelany ho fantatra ny aminy

Io dia azo atao hoe DH: "ataony azo antoka fa fantatry ny olona izy"

avelany

Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ny fahendrena.