plt_tn/pro/14/32.md

20 lines
486 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# ahetrin'ireo asa-ratsiny
Io dia azo atao hoe DH: "ny asa ratsy no manosika" na "ny asa ratsy no mamotika'
# Ny fahendrena mitoetra ao am-pon'ny
Ny teny hoe "fo" dia maneho ny fihetseham-po, toetra ary zavatra manosika ny olona iray. DH: "Ny fahendrena dia ao amin'ny toetra"
# mahalala
"ny olona mahalala"
# avelany ho fantatra ny aminy
Io dia azo atao hoe DH: "ataony azo antoka fa fantatry ny olona izy"
# avelany
Ny mpisolotena tampisaka "-ny" dia manondro ny fahendrena.