plt_tn/pro/14/09.md

530 B

voasorona ny fanatitra nohon'ny heloka

"amin'ny heloka" na "amin'ny fanatitra nohon'ny heloka." Ny hevitra ambadik'io andian-teny io dia hoe tsy miala tsiny amin'Andriamanitra na amin'ny olona nohon'ny zavatra tsy mety ataony ny adala.

fa voazara eo amin'ireo mahitsy ny fankasitrahana

Io dia azo atao hoe DH: "fa miara-misitraka ny fankasitrahana ny mahitsy" na "fa miaraka isitrahana eo amin'ny mahitsy ny fankasitrahan'Andriamanitra"

ngidiny

"alahelo" na "fahoriana"

tsy misy vahiny

"ireo izay tsy mahalala azy"