# voasorona ny fanatitra nohon'ny heloka "amin'ny heloka" na "amin'ny fanatitra nohon'ny heloka." Ny hevitra ambadik'io andian-teny io dia hoe tsy miala tsiny amin'Andriamanitra na amin'ny olona nohon'ny zavatra tsy mety ataony ny adala. # fa voazara eo amin'ireo mahitsy ny fankasitrahana Io dia azo atao hoe DH: "fa miara-misitraka ny fankasitrahana ny mahitsy" na "fa miaraka isitrahana eo amin'ny mahitsy ny fankasitrahan'Andriamanitra" # ngidiny "alahelo" na "fahoriana" # tsy misy vahiny "ireo izay tsy mahalala azy"