plt_tn/pro/13/25.md

242 B

mandra-pahavokiny

"mandra-pahafapo ny tenany" na "mandra-pahatanterany ny faniriany"

ny kibon'ny ratsy fanahy dia ho noana mandrakariva

Eto ny "kibo" dia maneho ny fanirian'ny olona. DH: "ny olona ratsy fanahy mitady mihoatra hatrany"