# mandra-pahavokiny "mandra-pahafapo ny tenany" na "mandra-pahatanterany ny faniriany" # ny kibon'ny ratsy fanahy dia ho noana mandrakariva Eto ny "kibo" dia maneho ny fanirian'ny olona. DH: "ny olona ratsy fanahy mitady mihoatra hatrany"