plt_tn/pro/13/01.md

566 B

Mandre ... ny zanaka hendry

Eto ny "mandre" dia entina ilazana ny fihainoana mba hanao izay. DH: "Ny zanaka hendry mankatoa"

tsy mihaino fibedesana

Eto ny "mihaino" dia maneho fitandremana mba hanao izany. DH: "tsy hianatra avy amin'ny fibedesana" na "tsy hankatoa, na eo aza ny fibedesana"

Avy amin'ny vokatry ny vavany

Eto ny "vokatra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Avy amin'ny tenin'ny vavany" na "Avy amin'izay lazainy"

ny homan'ny

ny faniriana na fitiavana zavatra iray

mpamitaka

ireo izay vonona ny hamadika na hamitaka ny hafa