# Mandre ... ny zanaka hendry Eto ny "mandre" dia entina ilazana ny fihainoana mba hanao izay. DH: "Ny zanaka hendry mankatoa" # tsy mihaino fibedesana Eto ny "mihaino" dia maneho fitandremana mba hanao izany. DH: "tsy hianatra avy amin'ny fibedesana" na "tsy hankatoa, na eo aza ny fibedesana" # Avy amin'ny vokatry ny vavany Eto ny "vokatra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Avy amin'ny tenin'ny vavany" na "Avy amin'izay lazainy" # ny homan'ny ny faniriana na fitiavana zavatra iray # mpamitaka ireo izay vonona ny hamadika na hamitaka ny hafa