plt_tn/pro/12/23.md

12 lines
315 B
Markdown

# Manafina ny fahalalany
"tsy milaza izay rehetra fantany"
# Ny tanan'ny mazoto
Ny "tanana" dia maneho izay ataon'ny olona _ny asany. DH: "Olona mazoto"
# alefa manao asa an-terivozona
Ny "asa an-terivozona" dia mamaritra fa tsy afaka manao izay tiany ilay olona tsy maintsy manao izany. DH: "Ho tonga andevo"