# Manafina ny fahalalany "tsy milaza izay rehetra fantany" # Ny tanan'ny mazoto Ny "tanana" dia maneho izay ataon'ny olona _ny asany. DH: "Olona mazoto" # alefa manao asa an-terivozona Ny "asa an-terivozona" dia mamaritra fa tsy afaka manao izay tiany ilay olona tsy maintsy manao izany. DH: "Ho tonga andevo"