plt_tn/pro/12/21.md

272 B

Tsy misy aretina tonga

Ny teny hoe "Tsy" dia manafoana ny hevitry ny hoe "aretina" (zavatra ratsy mitranga). DH: "Ny zava-tsoa dia tonga"

Mankahala ny molotra mandainga Yaveh

Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Halan'i Yaveh ireo milaza lainga"