# Tsy misy aretina tonga Ny teny hoe "Tsy" dia manafoana ny hevitry ny hoe "aretina" (zavatra ratsy mitranga). DH: "Ny zava-tsoa dia tonga" # Mankahala ny molotra mandainga Yaveh Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Halan'i Yaveh ireo milaza lainga"