plt_tn/pro/12/13.md

390 B

Ny olon-dratsy dia voafandriky ny resa-dratsiny

Ny hoe "voafandrika" dia entina ilazana hoe tratran'ny fandrika na voafitaka. Io dia azo atao hoe DH: "Ny zavatra ratsy ambaran'ny olon-dratsy no hamandrika azy"

tahaka ny hamalian'ny asan'ny tanany soa azy ihany

Ny andian-teny hoe "ny asan'ny tanany" dia maneho asa natao ara-batana. DH: "tahaka famalian'ny asa ataony soa azy ihany"