plt_tn/pro/12/13.md

8 lines
390 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ny olon-dratsy dia voafandriky ny resa-dratsiny
Ny hoe "voafandrika" dia entina ilazana hoe tratran'ny fandrika na voafitaka. Io dia azo atao hoe DH: "Ny zavatra ratsy ambaran'ny olon-dratsy no hamandrika azy"
# tahaka ny hamalian'ny asan'ny tanany soa azy ihany
Ny andian-teny hoe "ny asan'ny tanany" dia maneho asa natao ara-batana. DH: "tahaka famalian'ny asa ataony soa azy ihany"