plt_tn/pro/11/27.md

16 lines
489 B
Markdown

# Izay mitady fatratra
izay mikatsaka amin'ny ezaka feno fitandremana sady mitohitohy
# ho lavo
Fomba fiteny io. Eto ny hoe "lavo" dia maneho faharavana na tsy fahombiazana. DH: "ho potika" na "manampo ho avy ratsy"
# tahaka ny ravina, no hamokaran'ny olo-marina
Ny "ravina" dia maneho fitomboana na fanambinana. DH: "ny olo-marina dia ho ambinina tahaka ny hitsimohan'ny ravi-maitso mbola tanora"
# hamokaran'ny olo-marina
Midika izany fa ny olo-marina dia hiroborobo na hambinina