plt_tn/pro/11/27.md

489 B

Izay mitady fatratra

izay mikatsaka amin'ny ezaka feno fitandremana sady mitohitohy

ho lavo

Fomba fiteny io. Eto ny hoe "lavo" dia maneho faharavana na tsy fahombiazana. DH: "ho potika" na "manampo ho avy ratsy"

tahaka ny ravina, no hamokaran'ny olo-marina

Ny "ravina" dia maneho fitomboana na fanambinana. DH: "ny olo-marina dia ho ambinina tahaka ny hitsimohan'ny ravi-maitso mbola tanora"

hamokaran'ny olo-marina

Midika izany fa ny olo-marina dia hiroborobo na hambinina