plt_tn/pro/11/25.md

552 B

hambinina

"hahazo bebe kokoa"

ny iray izay

"ny olona mahalala-tanana izay" na "izay rehetra"

ny lehilahy izay mandà tsy hivarotra

Io dia mamaritra ny olona izy manangona ny hareny fa tsy manampy ireo sahirana.

ireo fanomezan-tsoa no satro-boninahitry ny lohan'izay mivarotra izany

Ny "satro-boninahitra" dia maneho ny valisoa na amboara ho an'ny olona izy vonona hivarotra voa. DH: "fanomezan-tsoa no homena ho satro-boninahitra ho an'izay mivarotra izany" na "ny olona izay mivarotra izay dia homem-boninahitra amin'ny fitahiana maro"