plt_tn/pro/11/25.md

16 lines
552 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# hambinina
"hahazo bebe kokoa"
# ny iray izay
"ny olona mahalala-tanana izay" na "izay rehetra"
# ny lehilahy izay mandà tsy hivarotra
Io dia mamaritra ny olona izy manangona ny hareny fa tsy manampy ireo sahirana.
# ireo fanomezan-tsoa no satro-boninahitry ny lohan'izay mivarotra izany
Ny "satro-boninahitra" dia maneho ny valisoa na amboara ho an'ny olona izy vonona hivarotra voa. DH: "fanomezan-tsoa no homena ho satro-boninahitra ho an'izay mivarotra izany" na "ny olona izay mivarotra izay dia homem-boninahitra amin'ny fitahiana maro"