plt_tn/pro/11/23.md

275 B

izay mamafy voa

Ny "famafazana voa" dia maneho ny fiomanana ho amin'ny ho avy. DH: "ny olona izay miomana ho amin'ny ho avy"

mahavoangona betsaka lavitra

"hahazo bebe kokoa"

tsy mamafy

Ny "mamafy" dia maneho ny fiomanana ho amin'ny vokatra iray. DH: "tsy miomana"