# izay mamafy voa Ny "famafazana voa" dia maneho ny fiomanana ho amin'ny ho avy. DH: "ny olona izay miomana ho amin'ny ho avy" # mahavoangona betsaka lavitra "hahazo bebe kokoa" # tsy mamafy Ny "mamafy" dia maneho ny fiomanana ho amin'ny vokatra iray. DH: "tsy miomana"