plt_tn/pro/11/21.md

274 B

tsy ho afa-maina

"ho faizina"

kavim-bolamena ... tsy misy fahamalinana

Ny vehivavy manja tsy misy fahamalinana dia ampitahaina amin'ny kavina volamena tsy misy ilana azy sady tsy mifanaraka eo amin'ny oron-kisoa.

tsy misy fahamalinana

"tsy misy saina" na "adala"