# tsy ho afa-maina "ho faizina" # kavim-bolamena ... tsy misy fahamalinana Ny vehivavy manja tsy misy fahamalinana dia ampitahaina amin'ny kavina volamena tsy misy ilana azy sady tsy mifanaraka eo amin'ny oron-kisoa. # tsy misy fahamalinana "tsy misy saina" na "adala"