plt_tn/pro/10/26.md

12 lines
521 B
Markdown

# Toy ny vinaingitra eo amin'ny nify ary setroka eo amin'ny maso, dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy
Ny "vinaigitra" sy ny "setroka" dia entina ilazana ny zavatra izay mamely ny nify sy ny mason'ny olona. DH: "Ny fanirahana olona kamo mba hanatanteraka asa iray dia manirikiry sady mahasosotra"
# vinaingitra
rano maharikivy ampiasaina mba hanome tsiro na hitehirizana sakafo
# taonan'ny mpanao ratsy
Ny "taona" dia maneho ny fotoana iainan'ny olona iray. DH: "ny androm-piainan'ny olon-dratsy"