plt_tn/pro/10/26.md

521 B

Toy ny vinaingitra eo amin'ny nify ary setroka eo amin'ny maso, dia mba toy izany koa ny malaina amin'izay maniraka azy

Ny "vinaigitra" sy ny "setroka" dia entina ilazana ny zavatra izay mamely ny nify sy ny mason'ny olona. DH: "Ny fanirahana olona kamo mba hanatanteraka asa iray dia manirikiry sady mahasosotra"

vinaingitra

rano maharikivy ampiasaina mba hanome tsiro na hitehirizana sakafo

taonan'ny mpanao ratsy

Ny "taona" dia maneho ny fotoana iainan'ny olona iray. DH: "ny androm-piainan'ny olon-dratsy"