plt_tn/pro/10/24.md

12 lines
362 B
Markdown

# hahavoa
handresy olona iray
# Ny ratsy fanahy dia toy ny tafio-drivotra
Tahaka ny fahatongavan'ny tafiotra ka mifaoka ny zava-drehetra no hanjavonan'ny olona ratsy fanahy.
# fototra izay maharitra mandrakizay
Ny "fototra" dia maneho fiorenana na fiantombohan'ny zavatra iray izay aorin'ny olona. DH: "fiandohan'ny zavatra iray izay maharitra mandrakizay"