plt_tn/pro/10/24.md

362 B

hahavoa

handresy olona iray

Ny ratsy fanahy dia toy ny tafio-drivotra

Tahaka ny fahatongavan'ny tafiotra ka mifaoka ny zava-drehetra no hanjavonan'ny olona ratsy fanahy.

fototra izay maharitra mandrakizay

Ny "fototra" dia maneho fiorenana na fiantombohan'ny zavatra iray izay aorin'ny olona. DH: "fiandohan'ny zavatra iray izay maharitra mandrakizay"