plt_tn/pro/10/20.md

374 B

ny lelan'ny olo-marina

Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Izay rehetra lazain'ny olo-marina"

Volafotsy voafantina

Ny "volafotsy" dia maneho teny sarobidy. DH: "tena sarobidy tanteraka"

Ny molotry ny olo-marina

Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ny tenin'ny olo-marina"

mamelona

mahatonga azy ireo hitombo na hihatanjaka