# ny lelan'ny olo-marina Ny "lela" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "Izay rehetra lazain'ny olo-marina" # Volafotsy voafantina Ny "volafotsy" dia maneho teny sarobidy. DH: "tena sarobidy tanteraka" # Ny molotry ny olo-marina Ny "molotra" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ny tenin'ny olo-marina" # mamelona mahatonga azy ireo hitombo na hihatanjaka