plt_tn/pro/10/06.md

16 lines
321 B
Markdown

# eo amin'ny lohan'ny olo-marina
Ny "loha" dia maneho ny olona manontolo. DH: "omena ny"
# vavan'ny ratsy fanahy
Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ireo teny lazain'ny ratsy fanahy"
# mandrakotra
manafina ny marina
# anaran'ny
Ny "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray. DH: "fahatsiarovana"