# eo amin'ny lohan'ny olo-marina Ny "loha" dia maneho ny olona manontolo. DH: "omena ny" # vavan'ny ratsy fanahy Ny "vava" dia maneho izay lazain'ny olona iray. DH: "ireo teny lazain'ny ratsy fanahy" # mandrakotra manafina ny marina # anaran'ny Ny "anarana" dia maneho ny lazan'ny olona iray. DH: "fahatsiarovana"