plt_tn/pro/10/01.md

564 B

Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:

Andininy maro ato amin'ny Toko faha 10 no fifanindriana andalana izay mifanohitra.

Ohabolan'i Solomona

Taorian'ny fampidiran'ny Toko 1-9, ny Toko fa 10 dia manomboka ny fanangonana ireo ohabolana; fiteny fohifohy izay mampianatra fahendrena.

nangonina

azo rehefa nandeha ny fotoana

Tsy avelan'i Yaveh ho noana ny fanahin'ny olo-marina

Eto ny "fanahy" dia maneho ilay olona. Io dia azo atao amin'ny endrika tsy misy fanoherana. DH: "Ataon'i Yaveh azo antoka fa ireo izay manao ny tsara dia manana hanin-kohanina"