plt_tn/pro/10/01.md

16 lines
564 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Andininy maro ato amin'ny Toko faha 10 no fifanindriana andalana izay mifanohitra.
# Ohabolan'i Solomona
Taorian'ny fampidiran'ny Toko 1-9, ny Toko fa 10 dia manomboka ny fanangonana ireo ohabolana; fiteny fohifohy izay mampianatra fahendrena.
# nangonina
azo rehefa nandeha ny fotoana
# Tsy avelan'i Yaveh ho noana ny fanahin'ny olo-marina
Eto ny "fanahy" dia maneho ilay olona. Io dia azo atao amin'ny endrika tsy misy fanoherana. DH: "Ataon'i Yaveh azo antoka fa ireo izay manao ny tsara dia manana hanin-kohanina"