plt_tn/pro/08/32.md

902 B

Ankehitriny

Io dia natao mba hampifantoka ny sain'ny zanaka amin'ny tsoa-kevitr'ity lesona ity.

mihainoa ahy

Mbola ny fahendrena miresaka momba azy ihany io.

ireo izay mitandrina ireo lalako

Eto ny "lalako" dia maneho ny toetran'ny fahendrena. DH: "ireo izay manao izay ampianariko" na "ireo olona izay manaraka ny ohatro"

aza manao tsinontsinona

"aza odiana fanina" DH: "ataovy azo antoka ny hihainoanao" na "ataovy azo antoka ny hanarahanao"

Hiambina isan'andro eo am-baravarako izy, miandry akaikin'ireo tsangatsangan'ireo varavarako

Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Ny fahendrena dia faritana toy ny hoe manana trano; ireo mety ho hevitry ny "miambina" dia 1) ny olon-kendry dia miandry eny ivelan'ny tranon'ny fahendrena amin'ny maraina mba hanompo azy, na 2) ny olon-kendry dia miandry eny ivelan'ny tranon'ny fahendrena mba hidirany ka hampianatra azy.