plt_tn/pro/08/32.md

20 lines
902 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# Ankehitriny
Io dia natao mba hampifantoka ny sain'ny zanaka amin'ny tsoa-kevitr'ity lesona ity.
# mihainoa ahy
Mbola ny fahendrena miresaka momba azy ihany io.
# ireo izay mitandrina ireo lalako
Eto ny "lalako" dia maneho ny toetran'ny fahendrena. DH: "ireo izay manao izay ampianariko" na "ireo olona izay manaraka ny ohatro"
# aza manao tsinontsinona
"aza odiana fanina" DH: "ataovy azo antoka ny hihainoanao" na "ataovy azo antoka ny hanarahanao"
# Hiambina isan'andro eo am-baravarako izy, miandry akaikin'ireo tsangatsangan'ireo varavarako
Ireo andian-teny roa ireo dia mitovitovy hevitra ihany. Ny fahendrena dia faritana toy ny hoe manana trano; ireo mety ho hevitry ny "miambina" dia 1) ny olon-kendry dia miandry eny ivelan'ny tranon'ny fahendrena amin'ny maraina mba hanompo azy, na 2) ny olon-kendry dia miandry eny ivelan'ny tranon'ny fahendrena mba hidirany ka hampianatra azy.