plt_tn/pro/08/22.md

455 B

ny asany voalohany tamin'izany

"izaho no voalohany amin'ireo zavatra nohariany"

Fahiny ela be

"Taloha efa ela be"

Fahiny

Ny teny hoe "fahiny" eto dia entina ilazana fe-potoana lava amin'ny ankapobeny.

ary aho

Azo atao hoe DH: "Noharian'Andriamanitra aho"

hatramin'ny fiandohan'ny tany

Ny hevitra avy amin'ny hoe fiandohana dia azo adika amin'ny fomba tsy dia mila takarina kokoa. DH: "nanomboka tamin'ny naharian'Andriamanitra ny tany"