# ny asany voalohany tamin'izany "izaho no voalohany amin'ireo zavatra nohariany" # Fahiny ela be "Taloha efa ela be" # Fahiny Ny teny hoe "fahiny" eto dia entina ilazana fe-potoana lava amin'ny ankapobeny. # ary aho Azo atao hoe DH: "Noharian'Andriamanitra aho" # hatramin'ny fiandohan'ny tany Ny hevitra avy amin'ny hoe fiandohana dia azo adika amin'ny fomba tsy dia mila takarina kokoa. DH: "nanomboka tamin'ny naharian'Andriamanitra ny tany"