plt_tn/pro/08/12.md

555 B

Izaho, Fahendrena, dia miara-monina amin'ny Fitandremana

Atao toy ny hoe olona ihany koa ny Fitandremana eto.

Fitandremana

"fitsarana tsara"

manana fahalalana sy fahamalinana

Ny hevitra mila takarina hoe "fahalalana" sy "malina" dia azo lazaina amin'ny fomba hafa. DH: "Izaho dia mahalala sady malina" na "mahalala zavatra maro aho, ary mitandrina tsara"

fahamalinana

mitandrina ny amin'izay lazaina sy ataontsika; mitandrina mba tsy handratra na hanisy ratsy ny hafa

ny teny ratsy

"firesaka ratsy"

ratsy

nivadika tamin'izay marina