# Izaho, Fahendrena, dia miara-monina amin'ny Fitandremana Atao toy ny hoe olona ihany koa ny Fitandremana eto. # Fitandremana "fitsarana tsara" # manana fahalalana sy fahamalinana Ny hevitra mila takarina hoe "fahalalana" sy "malina" dia azo lazaina amin'ny fomba hafa. DH: "Izaho dia mahalala sady malina" na "mahalala zavatra maro aho, ary mitandrina tsara" # fahamalinana mitandrina ny amin'izay lazaina sy ataontsika; mitandrina mba tsy handratra na hanisy ratsy ny hafa # ny teny ratsy "firesaka ratsy" # ratsy nivadika tamin'izay marina