plt_tn/pro/08/06.md

595 B

rehefa misokatra ny molotro

Eto ny "molotra" dia maneho ny vavan'ny olona iray, izay entiny hiresahana. DH: "rehefa manokatra ny vavako mba hiteny aho"

marina

"mety" na "ara-drariny"

ny vavako milaza

Eto ny "vava" dia maneho olona izay miteny. DH: "miteny aho"

izay mendri-pitokiana

"izay tokony hinoan'ny olona"

ny faharatsiana maharikoriko ny molotro

Eto ny "molotra" dia maneho olona izay miteny. DH: "maharikoriko ahy ny faharatsiana" na "ny filazana zavatra ratsy dia haharikoriko ahy"

ny faharatsiana

Eto ny anarana hoe "faharatsiana" dia entina ilazana teny ratsy.