plt_tn/pro/08/06.md

24 lines
595 B
Markdown
Raw Permalink Normal View History

2021-09-23 18:20:42 +00:00
# rehefa misokatra ny molotro
Eto ny "molotra" dia maneho ny vavan'ny olona iray, izay entiny hiresahana. DH: "rehefa manokatra ny vavako mba hiteny aho"
# marina
"mety" na "ara-drariny"
# ny vavako milaza
Eto ny "vava" dia maneho olona izay miteny. DH: "miteny aho"
# izay mendri-pitokiana
"izay tokony hinoan'ny olona"
# ny faharatsiana maharikoriko ny molotro
Eto ny "molotra" dia maneho olona izay miteny. DH: "maharikoriko ahy ny faharatsiana" na "ny filazana zavatra ratsy dia haharikoriko ahy"
# ny faharatsiana
Eto ny anarana hoe "faharatsiana" dia entina ilazana teny ratsy.