plt_tn/pro/08/01.md

28 lines
1.1 KiB
Markdown

# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Ato amin'ny toko faha 8 dia resahina toy ny hoe vehivavy izay mampianatra ny olona mba ho hendry ny fahendrena.
# Fampahafantarana amin'ny ankapobeny:
Fifanindriana andalana ny andininy maro ato amin'ny toko faha 8.
# Tsy miantso mafy ve ny Fahendrena?
Ampiasaina io fanontaniana io mba hampatsiahivana ny mpamaky ny amin'ny zavatra iray izay efa tokony ho hainy. DH: "Miantso mafy ny fahendrena"
# Tsy miantso mafy ve ny Fahendrena?
Eto ny fahendrena dia alaina sary an-tsaina hoe vehivavy. Raha misy fiteny tsy mamela io karazana sarinteny io, ny ireo mety ho dikan-teny hafa dia: 1) "Tsy tahaka ny vehivavy izay miantso mafy ve ny fahendrena?" na 2) "Tsy misy vehivavy antsoina hoe Fahendrena miantso mafy ve?"
# Tsy manandra-peo ve ny Fahazavan-tsaina?
Eto ny "Fahazavan-tsaina" dia mitovy dika amin'ny hoe "Fahendrena" ihany.
# vavahady ao amin'ny fidirana mankany an-tanàna
Tamin'ny andron'ny ntaolo, matetika ireo tanàna dia nisy manda ivelany misy vavahady.
# no hiantsoany
Manohy maneho ny Fahendrena, natao toy ny hoe vehivavy io.